| Teny iditra | mitsapodilana (tsapodilana) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | mitsako dilana | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|