|
|
|
|

Teny iditra mitsako dilana
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mitsako, dilana
 Manao fihetsehan' ny vava toa mitsako nefa tsy mihinana na inona na inona, tsy misy inona tsakoina; tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana [1.1]
Tovy hevitra mitsapodilana

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16