| Teny iditra | mitsara (tsara) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manapaka, manelanelana: Izy no nitsara ny adinareo sy Rabe ~ Rakoto no nitsara ny baolina tamin' ny Alahady Mandanjalanja ka manapaka ny momba...: Rakoto no nitsara ireto voampanga ireto Manombana, milaza izay hevitry ny tena momba...: Tena nitsara azy marina ianao: olona tsy azo itokiana tokoa raha izy iny! ~ Aza mitsara ratsy ny namana Manavaka ka milaza izay tena izy marina: Ny maso no mitsara ny volon-doko [1.1] | |||||||||
| To judge [1.7] | |||||||||
| Juger [1.3, 1.8] | |||||||||
| Corriger [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mitsarà (tsara) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsara | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Teny iditra | mitsara | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Bara] miteny [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27 |
|