| Teny iditra |
mitsatsaingona
(tsatsaingona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Miteny nefa mbola misy hafa miteny, manapaka tenin' olona mbola miteny: Notezeran-drainy Ikoto fa nitsatsaingona niteny raha mbola tsy vita akory ny teniny Misalovana ny raharahan' ny hafa [1.1]
|
| | Couper la parole à quelqu'un, l’interrompre S’occuper des affaires d'autrui [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitsatsaingona |
| Ny lasa : |
nitsatsaingona |
| Ny hoavy : |
hitsatsaingona |
| Filaza mandidy : |
mitsatsaingòna |
|
| Tsipelina hafa |
|
| Teny iditra |
mitsatsaingòna
(tsatsaingona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsatsaingona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
| Tsipelina hafa |
|