| Teny iditra | mitsatsàka (tsatsaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamarana ny fitotoam-bary efa madiva ho fotsy; mamotsy ny vary Enti-milaza hanina tsakoina ka toa heno tapaka miaraka amin' izay [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manatsatsàka | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|