|
|
|
|

Teny iditra tsatsaka
Sokajin-teny mpamaritra
 Of a whitish brown color [1.2]
Mpanahaka  volo/colors/couleurs

Teny iditra tsatsàka
Sokajin-teny anarana
 Fanafotsiana tanteraka ny vary totoina [1.1]
 Root of the expression mitsatsaka vary [1.2]
Sampanteny 

Teny iditra tsatsaka
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka] Androngo [1.78]
  [Provincial] A species of lizard [1.2]
 Lézard
Margouillat [3.1]
Voambolana 
Sary 

Teny iditra tsatsaka
Sokajin-teny anarana
  [Provincial] A kind of intoxicating liquor made from sugar-cane [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28