| Teny iditra | mitselatselatra (tselatselatra (tselatra)) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: angamenavava | |
| Ohatra | Mitselatselatra hoatry ny afo ny sabatra eny an-tanany Ny poleta koa mitselatra, mahitsy tifitra tsy laitra Kanjo.
[2.928] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|