| Teny iditra | mitsena (tsena) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandeha mba hihaona amin' olona tonga avy lavitra: Hitsena ny zanany izy ka falifaly erỳ [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mitsena | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Taisaka] Mivarotra any an-tsena [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | mitsenà (tsena) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsena | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2013/05/29 |
|