| Teny iditra | mitsika (tsika) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Enti-milaza rano mivoaka tsikelikely avy amin-javatra iray ka maninteraka io zavatra io: Avy nitsika tamin' ny vato ity rano eto amintsika ity Manamika: Ny anolanana ny lamba avy nosasana diamba hahazoan' ny rano mitsika tsara [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Teny iditra | mitsika | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [Tambahoaka] mifosa [1.78] | |||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04 |
|