|
|
|
|

Teny iditra mitsimpona (tsimpona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Maka tsirairay: Mitsimpona ny voambary latsaka ny voromailala
Mifantina ka maka tsirairay fa tsy manao fao-be: Mitsimpona izay mpianatra mahay mba halefa handranto fianarana any am-pita ny mpampianatra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsimpona
Ny lasa : nitsimpona
Ny hoavy : hitsimpona
Filaza mandidy : mitsimpòna

Teny iditra mitsimpòna (tsimpona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsimpona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11