| Teny iditra |
mitsingadina
(tsingadina)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mianjera, mivarina: Nitsingadina tany an-tevana ny ombin-dRakoto, ka maty Mikodiadia: Aza avala hitsingadina eo amin' ny vovoka ireo ankizy ireo sao ho azon' ny sery Resy, maty antoka: Nitsingadina mihitsy aho tamin' ny nivarotako ny tanimbariko [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitsingadina |
| Ny lasa : |
nitsingadina |
| Ny hoavy : |
hitsingadina |
| Filaza mandidy : |
mitsingadìna |
|
|
| Teny iditra |
mitsingadìna
(tsingadina)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsingadina
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|