| Teny iditra | mitsingerina (tsingerina (herina)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miverina (enti-milaza andro na fotoana izay toa mihodina ka tonga amin' ny nialany ihany), miherina: Mitsingerina isan-taona ny fetin' ny fahaleovantena [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|