| Teny iditra | mitsingina (tsingina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandray amin' ny loha rantsana, mikasika kely foana: Nananosarotra erỳ izy nitsingina ilay mosara, fa naloto, hono Maka izay voafihina amin' ny loha rantsana, maka pitiny kely foana: Asio sira indroa mitsingina ity salady ity Manendry kely foana amin' ny hanina; miangolangola erỳ rehefa mihinana ka zara raha maka kely amin' izay sakafo aroso eo anoloany (endrika verindroa no ampiasana azy matetika amin' ity hevitra ity): Mitsingintsingina Rasoa rehefa mihinana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mitsingìna (tsingina) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsingina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2013/05/29 |
|