|
|
|
|

Teny iditra mitsipika (tsipika)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
 Manainga ny tena dia mitsambikina na manidina: Notairinao ka nitsipika tery ilay valala saika hosamboriko
mipitika : Nitsipika tamin' ny mpandalo ny fotaka voahitsak' ilay fiarakodia nandeha mafy teo iny [1.1]
 Efa misy tsipika: Taratasy mitsipika no asaovy anoratan' ity zaza ity [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsipika
Ny lasa : nitsipika
Ny hoavy : hitsipika
Filaza mandidy : mitsipiha

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/23