| Teny iditra | mitsirara (tsirara) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Potraka tafandry mitsilany ka ny tongotra sy ny tanana mitsidradraka: Nitsirara Rabe ka narary azy ny lamosiny [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mitsirarà (tsirara) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsirara | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|