| Teny iditra | mitsivatsivaka (tsivatsivaka (tsivaka)) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mandeha somary mivoaka ny tongotra fa tsy mba mahitsy tsara (misy koa miditra ny tongony, ka ireny no atao hoe bingo) [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2013/05/29 |
|