| Teny iditra |
mitsofoka
(tsofoka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Miditra ao anatin' ny...: Nitsofoka tamin' io trano io izy Misisika: Nitsofoka tao ampovoan' ny vahoaka ilay mpangalatra dia tsy hita intsony izay nalehany Miditra, mitsabaka: Aza mba mitsofoka amin' io raharaha io ianao sao ho sahirana [1.1]
|
| | Miditra lalina [1.13]
|
| | Pénétrer, s'introduire [1.13]
|
| Ohatra |
| 1 | Tsy sahy nitsofoka elakela-trano loatra izahay roa lahy fa malaza ho tia tsatok' antsy ny Somaliana.
[2.471]
|
| 2 | Izay tsy te hanao izany, dia mitsofoka haingana any an-trano, na mandositra lavitra nylalana raha any an-tsaha.
[2.472]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitsofoka |
| Ny lasa : |
nitsofoka |
| Ny hoavy : |
hitsofoka |
| Filaza mandidy : |
mitsofoha |
|
|