|
|
|
|

Teny iditra tsofoka
Sokajin-teny anarana
 Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy [1.1]
 Tsirinteny atsofoka ao anelanelan'ny fototeny ka mampihena na mampitombo ny heviny [1.13]
 Les principaux infixes qui entrent dans la composition des racines secondaires sont:
~ar~tsarapaka, karepoka
~in~hinana, finaritra
~om~homehy, tomany
~or~tsoropaka, ngorodona

Autres infixes:
~in~finidy (fidy)
~n~inty (ity)
~re~ireo (io)
~za~izatsy (itsy)
[1.12]
 Infixe [1.13]
Voambolana 
Ohatra Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko. [2.643]
Tovy hevitra sisika
Mpanahaka  tovona ~ tovana ~ tsirinteny ~ tsirinteny sara-droa
Tsanganana sy sary iray takila Ny tsirinteny rehetra

Teny iditra tsofoka
Sokajin-teny anarana
 Fidirana ao anatin' ny...; fandrosoana ho ao afovoan' ny... [1.1]
 Encastrement [1.13]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2022/03/31