|
|
|
|

Teny iditra mitsongo (tsongo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Taisaka, Tanosy] manongo [1.78]
  [Tambahoaka, Tanosy] mioty [1.78]
 Maka anana ka ny hohon-tanana no anapahana azy: Lasa nitsongo anana i Fara. [1.1]
 To pick by pinching off; to pinch, to feel by pinching words casually spoken [1.7]
 Cueillir en pinçant, palper en pinçant [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsongo
Ny lasa : nitsongo
Ny hoavy : hitsongo
Filaza mandidy : mitsongoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16