|
|
|
|

Teny iditra mitsontsona (tsontsona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Misafosafo (biby) mba tsy hitroarany; manambitamby; mihaotraotra solon' ny safosafo, fanao amin' ny biby [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsontsona
Ny lasa : nitsontsona
Ny hoavy : hitsontsona
Filaza mandidy : mitsontsòna

Teny iditra mitsontsòna (tsontsona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsontsona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20