|
|
|
|

Teny iditra mivadika atidoha
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mivadika, aty, loha
 Lasa adala [1.1]
Ohatra 
1Iza irery no hivadika atidoha isan' andro eto! [2.4]
2Ny momba ny ethìka kristiana, tsy mivadika atidoha amin' izany izao tontolo izao; [1.369]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11