| Teny iditra | mivahavaha (vahavaha (vaha)) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Tsy tena mivaha, na mivaha matetika Enti-milaza lamba efa tonta ka mitsoaka na miala amin' ny toerany ny kofehy Trotraka izaitsizy: Mivahavahabe ihany izany taolako izany [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|