|
|
|
|

Teny iditra mivalampatra (valampatra (ampatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandry mitsilany ka mitsotra tanteraka ny tongotra
Manao izay tiana hatao, manarampo: Fohy ny fotoana, hoy ilay mpitarika ny valandresaka, ka tsy afaka hivalampatra isika [1.1]
 Matory na mipetraka ka atsotra tanteraka ny tongotra [1.13]
 Same as milampatra [1.2]
 S'allonger, s'étendre [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivalampatra
Ny lasa : nivalampatra
Ny hoavy : hivalampatra
Filaza mandidy : mivalampara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20