|
|
|
|

Teny iditra mivalavala (valavala (vala))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao vosobosotra mampihomehy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivalavala
Ny lasa : nivalavala
Ny hoavy : hivalavala

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20