| Teny iditra | valavala | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Tapa-kazo lavalava fitorahana vorona; kipikipy Sahisahy miteny, be vazivazy sady mampihomehy no mahasosotra: Valavala loatra io zazalahy io ka tsy azoazoko [1.1] | ||
| Ohatra | Fadio ny teny vetaveta, resaka valavala, voso-dratsy, mbamin' ny teny tsy mendrika rehetra, fa aleo aza manao teny fisaorana.
[2.996] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2019/08/27 |
|