| Teny iditra | mivanàka (vanaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mijery toy ny adala, ny vava mitanatana Gaga sady taitra tampoka ka mitanatana fotsiny ny vava [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mivanakà (vanàka) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivanàka | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|