| Teny iditra |
mivandravandra
(vandravandra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mijery amin' ny maso midiridiry feno hatezerana: Nivandravandra erý izy nijery ahy niteny azy Miharihary, miseho tsara: Mivandravandra izao ny ratsy nataonao [1.1]
|
| | To be glassy-eyed; to glare, to look fierce [1.7]
|
| | Avoir le regard menaçant [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Nivandravandra ahy izy mianaka.
[2.471]
|
| 2 | Vao nanomboka niteny Ravoahangy, dia nivandravandra ny miaramilam-potaka nijery azy.
[2.472]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mivandravandra |
| Ny lasa : |
nivandravandra |
| Ny hoavy : |
hivandravandra |
| Filaza mandidy : |
mivandravandrà |
|
|
| Teny iditra |
mivandravandrà
(vandravandra)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivandravandra
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|