| Teny iditra | mivanìka (vanika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miseho (nify) Mampiseho nify fa voa ka hany hery ny nify no haseho toa mihomehy foana: Tratra ny anao lahy ka hany heriny nivanika fotsiny Mampiseho nify noho ny hatezerana Reraka mafy dia mafy: Nivanika izy niditra ny trano fa lampan' ny hanoanana sy main' ny hetaheta, hono [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mivanikà (vanìka) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivanìka | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|