| Teny iditra | mivarilavo (varilavo) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| To fall down in dejection and sorrow; literally: rice falling down [1.2] | ||
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: kivy ~ midina | |
| Ohatra | Aza mandoto ny zanakavavinao amin'ny fampijangajanganana azy, fandrao mivarilavo amin'ny fijangajangana ny tany, ka feno heloka.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|