| Teny iditra | mivena (vena) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mirona, miraika, mitongilana: Tohano avy etsy atsimo io latabatra io famivena Matahotra, miraika: Avala ho tonga izay ho tonga fa tsy mivena amin' izany isika na dia kely aza [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Teny iditra | mivena | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [Sihanaka] Mievina [1.78] | |||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|