| Teny iditra | miveravera (veravera) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mitsikera, mivohavoha (akanjo) Mivaroradroraka: Miveravera ny akanjonao izany ka amboary tsara Mivozavoza, mitavozavoza, mitahontahona: Miveravera koa izany raha zazavavy! [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|