|
|
|
|

Teny iditra veravera
Sokajin-teny anarana
 Fanatsikerakerana sy fanasaratsarahana ny vohavoha na landy hofolesina
Fivaroradrorahan' ny akanjo anaovana ka mampiseho vatana
Toetran' ny olona mivozavoza, mitahontahona. [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23