| Teny iditra | miverina (verina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Efa lasa ka tonga indray: Fa nahoana no niverina indray ity ianao? Tonga fanindroany: Miverina mitsidika fa manina ity havanao e! Mody: Niverina tany antanindrazana izy ela ny ela! Mitampody: Niverina ny androtr' iny ihany izy Manao dia mianotra: Tandremo fa toa miverina io fiarakodia io izany! Miherina: Miverina indray ity ny lohataona! Mitodi-doha, manao tampody fohy, miverina ilalana [1.1] | |||||||||
| Revenir, retourner, rebrousser chemin, reculer, être redit [1.3] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manangatra ~ manody ~ mifotitra ~ mimpody ~ mitampody ~ mody | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|