| Teny iditra | mividy (vidy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandoa vola atao takalon' ny zavatra iray: Mandehana mividy henan-kisoa any an-tsena haingana fa manambahiny isika [1.1] | |||||||||
| To buy [1.7] | |||||||||
| Acheter [1.8, 1.13] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Ohatra | Niara-nivarotra teo am-pivarotana tamin' i Dada sy Neny aho no niditra nividy zavatra izy.
[2.4] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|