| Teny iditra |
mivimbina
(vimbina)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitondra zavatra amin' ny tanana ka tsy dia mananosarotra firy: Nivimbina kitapo no nahitako azy izay Miaro, mitahy: Hivimbina anao amin' ny dianao anie ny Tompo Avo indrindra [1.1]
|
| | To carry in the hand;
to protect [1.7]
|
| | Porter à la main; protéger [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mivimbina |
| Ny lasa : |
nivimbina |
| Ny hoavy : |
hivimbina |
| Filaza mandidy : |
mivimbìna |
|
|
| Teny iditra |
mivimbìna
(vimbina)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivimbina
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|