| Teny iditra | mivindavinda (vindavinda) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miteny an-katezerana, mikitakita [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | mivindaka | ||||||||
| Teny iditra | mivindavindà (vindavinda) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivindavinda | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|