| Teny iditra | mivizana (vizana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manao vizana, reraka, trotraka, mitsemboka: Izaho ve no nivizana taminy ka olon-kafa no hioty soa aminy nony lehibe izy! [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mivizàna (vizana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivizana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|