|
|
|
|

Teny iditra mivoady (voady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao voady: Nivoady hanao fivahiniana masina izy raha sitrana soa aman-tsara
Mianiana, manome toky; mikasa mafy: Nivoady tsy hisotro toaka intsony Rakoto [1.1]
 To make a vow [1.7]
 Faire un voeu [1.8]
Ohatra Sady nivoady tsy hihinana besisika mandra-pahafatiny koa. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivoady
Ny lasa : nivoady
Ny hoavy : hivoady
Filaza mandidy : mivoadia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20