| Teny iditra | voady | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fametrahan-teny hanao zavatra iray raha tahiny ka tanteraka izay tadiavina na irina: Manefa ny voady nataony Baba Fianianana na fanomezan-toky eo imason' ny solontenan' ny Eglizy: Manao voadin' ny fanekena sy fahantrana ary fahadiovana ny relijiozy [1.1] | |||||
| A vow [1.7] | |||||
| Voeu [1.3, 1.8] | |||||
| Offrande promised par voeu, ferme résolution [1.3] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Lahatsoratra | Randzavola: voady ao amin' ny Baiboly | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |
|