|
|
|
|

Teny iditra mivoatra (voatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Milamina: Mivoatra tsara ny bokinao ato en' efitranonao
Mandroso, mihatsara: Tokony hivoatra hatrany ianareo fa tsy hianina fotsiny amin' izao toetra anananareo izao
Miendrika: Mivoatr' adala Rangahy io [1.1]
 To be well arranged [1.7]
 être bien arrangé; s'améliorer; évoluer [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivoatra
Ny lasa : nivoatra
Ny hoavy : hivoatra
Filaza mandidy : mivoara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20