|
|
|
|

Teny iditra mivolana (volana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miteny: Maninona ianao no tsy mivolana indray ? [1.1]
  [Sihanaka] Miteny [1.78]
 To speak [1.7]
 Parler [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivolana
Ny lasa : nivolana
Ny hoavy : hivolana
Filaza mandidy : mivona

Teny iditra mivolàna (volana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivolana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11