|
|
|
|

Teny iditra mivolo (volo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manana endrika, tarehin-...: Mahafinaritra ery~ ny mijery ny masoandro mivolom-bolamena, rehefa madiva hilentika iny! ~ Mivolon' andro ririnina izany andro izany [1.1]
 To have the appearance of [1.7]
 Avoir l'apparence de [1.8]
Ohatra mivolom-boatavo ny hodi-tavany, ary hita eny ny mahazazamena azy noho ny fihetsiky ny tongotra aman-tanany. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivolo
Ny lasa : nivolo
Ny hoavy : hivolo

Teny iditra mivolo
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara] Mihaingo taretra [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/25