| Teny iditra |
mizaha
(zaha)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mandeha mijery: Lasa nizaha hira gasy izy telo mianaka Mitady, mikaroka zavatra: Tapak' andro maninjitra aho no nizaha ny solomasoko Mitsapa: Mizaha toetra ny mpiasa matetika ny mpampiasa [1.1]
|
| | [Bezanozano]
Mijery [1.78]
|
| | [Sihanaka]
Mijery, mitazana, mitady [1.78]
|
| | Regarder, considérer, chercher; sonder [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | ary indroa izy no mizaha ny zaza amy ny indrai-andro;
[2.59]
|
| 2 | Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila.
[2.528]
|
| 3 | Ary hoy Lord Palmerston, ento mizaha ny zavatra rehetra izy ry Mr Freeman.
[2.366]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mizaha |
| Ny lasa : |
nizaha |
| Ny hoavy : |
hizaha |
| Filaza mandidy : |
mizahava |
|
|