|
|
|
|

Teny iditra mizaka (zaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitondra, mitandrina, miadidy toy ny tompony: Mahay mizaka ny fananany izy
Mandefitra, miaritra: Nizaka ny fampijaliana sy ny eso nandritra ny fiainany izy
Miantoka, mikarakara: Iza no mizaka ireto zaza kamboty ireto
Manana: Mizaka ny zo malagasy io vahiny io [1.1]
 To be master of; to be able to dispose of according to one's desires [1.7]
 Régir en maître, disposer [1.3]
 Pouvoir en disposer selon sa volonté [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mizaka
Ny lasa : nizaka
Ny hoavy : hizaka
Filaza mandidy : mizakà

Teny iditra mizaka (zaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tambahoaka] milaza [1.78, 1.1]
  [Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] miteny [1.78, 1.1]

Teny iditra mizakà (zaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mizaka [Fitanisana]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25