|
|
|
|

Teny iditra mizanaka (zanaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Enti-milaza ny vola miteraka, izany hoe mitombo tsikelikely any amin' ny olona nisambotra azy na any amin' ny banky nametrahana azy
Mitovy hevitra: mihana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mizanaka
Ny lasa : nizanaka
Ny hoavy : hizanaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05