|
|
|
|

Teny iditra mizenjena (zenjena)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandehandeha tsy misy antony, mandehandeha etsy sy ery, mirenireny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mizenjena
Ny lasa : nizenjena
Ny hoavy : hizenjena
Tovy hevitra manjenjena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05