| Teny iditra | manjenjena (zenjena) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mandehandeha tsy misy antony, mandehandeha etsy sy ery, mirenireny [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | mizenjena | ||||||
| Teny iditra | manjenjena (jenjina) | ||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manjenjina | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17 |
|