|
|
|
|

Teny iditra moky
Sokajin-teny anarana
 Tsato-kazo alevina mafy any anaty tany hamatorana ny omby maditra [1.1]

Teny iditra moky
Sokajin-teny anarana
 Zava-pihinana tsy nisasarana, otazana na alaina eo anivon'ny zavaboary [1.13]
 Denrée de cueillette [1.13]

Teny iditra moky
Sokajin-teny anarana
  [Mahafaly] (probablement de moky : piquet auquel on attache les animaux mokindambo). Ipomoea sp. (Convolvulaceae). Espèce à feuilles et fleurs très petites, paraissant spéciale au Sud-Ouest. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Ipomoea sp.

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/07