|
|
|
|

Teny iditra momba
Sokajin-teny mpampitohy [Fitanisana]
 Ny amin' ny, mikasika ny...: Niresaka momba ny fitsapana hevibahoaka izahay [1.1]
Ohatra Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady. [2.470]

Teny iditra momba
Sokajin-teny mpamaritra
 Tsy miteraka: Taloha nalain' ny fanjakana ny fananan' ny olona momba (ny biby raha tsy miteraka, tsy mba atao hoe momba fa bada) [1.1]
 Barren. Used of women [1.3]
 Barren (used of human beings) [1.7]
 Stérile (se dit ses personnes) [1.8]

Teny iditra momba (omba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manaraka, mihazo: Nomba irý lohasaha ambany atsimo irý izy
Miaraka, mandeha miaraka, manotrona: Intý ny lambamena homba ny maty ~ Nisy lehilahy telo nomba azy
Miandany, manampy: Moa momba ny tarik' i Rainisongomby ve ianao?
Mikasika: Miresaka momba ny fanampiana ireo tra-boina ny fokonolona [1.1]
 To follow, to accompany, to associate with, to take part with. [1.2]
 Suivre, accompagner, aller ensemble, suivre une direction; se ranger du parti de quelqu'un, concerner, regarder: Misy miaramila maro momba azy (Il y a plusieurs soldats qui l'accompagnent) ~ Nomba tanety izy (Il est passé par terre) ~ Nomba io tendrom-bohitra io izy (Il a suivi cette montagne) ~ Momba ny mpikomy izy (Il s'est rangé du côté de rebelles) ~ Raharaha momba ny fianakaviako izany (C'est une affaire qui regarde ma famille) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : momba
Ny lasa : nomba
Ny hoavy : homba
Filaza mandidy : mom

Teny iditra mom (omba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao momba [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.2]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13