| Teny iditra | monaina | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Leondeony, tsy tia herika: Monaina hazandrano ny anao lahy Valaka noho ny raharaha ka toa leony tsy te hiverina intsony nony afaka tao: Monaina mihitsy aho tamin' ilay asa nampanaovin-dRangahy iny [1.1] | ||
| Qui en a assez, qui est fatigué, qui est dégoûté [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/16 |
|